Teny iditra tafahoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] qui a dépassé, surpassé: Tafahoatra ny morona ny rano (L'eau a dépassé le bord)
  [Rakotonaivo 1993] abusif
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 53] Fifanositosehana tamin' ny fivoahana tany an-tsekoly, fiadiana siny fanondrahana, kivazivazy tafahoatra:
2 [Rajemisa: Fiteny 4, takila 90] Moa fitiavan-janaka ve ny mampihanta azy tafahoatra?

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31