Teny iditra tafandriana (andry)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] lain down. Tafandrimandry also used.
  [Hallanger 1973] to stay overnight
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] couché, paisible, figé
  [Hallanger 1974] rester pour passer la nuit
Mpitovy hevitra tafandry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 41] tafandriana ao an-tranon'ny sakaizako aho halina (j’ai couché la nuit dernière chez mon ami)
2 [Abinal 1888, takila 41] tafandriana tsara ny saiko (mon esprit est en paix)
3 [Abinal 1888, takila 41] tafandriana ny ronono (le lait s’est caillé)
4 [Abinal 1888, takila 41] nahoana hianao no tafandriana mandry foana tany? (pourquoi avez-vous passé la nuit là-bas sans raison ?)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31