Teny iditra tafiditra (iditra)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] (fiteny tsy mihaja) Mamo: Tafiditra Rangahy iny izany ka mivembena izaitsizy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] entered, gone in.
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] engagé; inclus
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Malzac: Grammaire, takila 59] moa tafiditrao ny entana rehetra ? (avez-vous rentrés tous les paquets ?)
2 [Rajaonarivelo: Bina, takila 106] Bina no tafiditra mialoha tao an-trano.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31