Teny iditra |
tafina
(tafy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny lamba izay entina na irakofana: Lamba mafana no tokony hotafina rehefa ririnina. (Aoka tsy hafangaro amin' ny tafiana) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be clothed, to be made to have clothing on. Used of the clothing. [1.2]
|
| to be put on (of clothing) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on met (se dit des vêtements) [1.8]
|
Haiendriteny |
tafina
tafiko
tafinao
tafiny
tafintsika
tafinay
tafinareo
tafin'
tafin-
tafim-
tafi-
| |
notafina
notafiko
notafinao
notafiny
notafintsika
notafinay
notafinareo
notafin'
notafin-
notafim-
notafi-
| |
hotafina
hotafiko
hotafinao
hotafiny
hotafintsika
hotafinay
hotafinareo
hotafin'
hotafin-
hotafim-
hotafi-
| |
tafio | |
|
Ohabolana |
|