Teny iditra tafintohina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Voapoka na voadona amin-javatra eny am-pandehanana ny tongotra: Tafintohina izy no nampianjera azy
¶ Tezitra na sorena amin' ny fahitana ny ratsy ataon' ny hafa, amin' ny fiteny na toetra tsy mendrika asehon' ny hafa: Tafintohina aho nahita ilay Rangahy namono vady teo ampovoan' ny arabe.
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] tripped, stumbling; offended
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] qui trébuche en heurtant le pied contre quelque chose; scandalisé, qui se sent offensé
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/06