Entrée |
tafy
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Tsy mitovy ny ilany roa fa samy hafa; enti-milaza zavatra roa ka ny ankilany kely, na tailana, na misondrotra avo kokoa noho ny andaniny: Tafy ila ny tafon-tranon-dry zareo erỳ ambony andrefana. [1.1]
|
Explications en anglais | Unequal, disproportionate. [1.2]
|
|
Entrée |
tafy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fandrakofan-damba na akanjo ny tena [1.1]
|
Explications en anglais | Clothing, the act of clothing. [Ar. ataf.] [1.2]
|
| Clothing [1.7]
|
Explications en français | Habit, vêtement [1.8]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
|