Teny iditra tai-dronono mandroatra (taitra, ro, nono, roatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-milaza ireo mora taitaitra ka zavatra tsy toy inona aza dia mampihendratra azy
  [Rajemisa 1985] mora taitra, mitabataba amin' ny zava-madinika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31