Teny iditra | taim-by (tay, vy) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | ilazana ny harafesina na tain-drendrika avy amin' ny vy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | iron slag, scoria [1.2] | |
scoria, slag [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | scorie [1.5, 1.8] | |
scories de fer [1.14] | ||
[ taimby ] limaille de fer [1.13] | ||
Voambolana | Taozava-baventy | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny taim-by io | |
Fivaditsoratra | mibaty |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |