Teny iditra taintaina (taina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ombotrombotra tsaroan' ny tena amin' ny aretina
¶ Tebiteby na tahotra toa miandry loza ihany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31