Teny iditra |
taitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina ¶ Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | startled, shocked [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur [Abinal 1888]
|
| surpris, choqué [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|