Teny iditra takodara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Anarana siantifika Upupa epops
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra barao ~ drao ~ takadalana ~ tsakodara

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31