Teny iditra |
takolaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ireo ilany roa amin' ny tarehy: Misy tandra kely eo amin' ny takolany havia ¶ Ny fihodivirana miankavia na miankavanana ¶ Ny tava sompiran' ny rindrina ikatonan' ny varavarana na ivohany. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the cheek [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | la joue [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
takolaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
in the provinces, the angle of a rampart or a street. [Richardson 1885]
|
|