Teny iditra takona
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Voasakan-javatra ka tsy hita: Takon' ireo hazo ireo ny tranonay
¶ Miafina amin' ny...: Takona ahy ny tarehiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy hidden, not seen [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay caché, dérobé à la vue, secret: Takon’ ny tamboho izy ka tsy hita (Il est caché par la muraille et on ne le voit pas) ~ Takona azy ny tanàna (Le village lui est caché) ~ Takona antsika ny zavatra ho avy (L'avenir nous est caché) [Abinal 1888 takila 653]
 caché, qu'on ne voit pas [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1ka hianao ho takona, ary izaho tsy ho hita! [Dahle: Angano]
2Aza mifanalavitra loatra, hoy izy, ary mandrosoa kely Indriana fa takona. [Rakotozafy: Ratsimba]
3Hoby moa izany no nataon'izy rehetra, raha mbola tsy takona akory izahay. [Rasamuel: Zanakantitra]
Teny nalaina 

Teny iditra takona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiaraha-mibata zava-mavesatra; firaisana hina hanao zava-dehibe sarotra iray; fiarahana mibata na mikarakara faty iray [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a provincial name for a palanquin. See lanja, tondra, entina [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay action de porter à plusieurs un lourd paquet, un mort qu’on va ensevelir [Abinal 1888 takila 654]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/03/04