Teny iditra | tambatambazana (tambitamby (tamby)) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Safosafoina na tehatehafina malefaka: Tambatambazo io zaza io mba hangina ambara-pahatongan-dreniny ¶ Kojikojena, anaovana teny malefaka na omena zavatra mba hitaomana hanao izay tian' ny tena: Notambatambazan' ny namany izy ka izariy no nahasimba azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | to be coaxed, to be bribed [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on caresse, qu'on flatte, qu'on cajole, que l'on console: Maneky tsara io soavaly, raha tambatambazana (Ce cheval obéit bien quand on le cresse) ~ Tsy mitomany intsony io zazakely io, rahefa tambatambazana (Cet enfant cesse de pleurer quand on le caresse) ~ Notambatambazan' ny namany izy ka izany no nahasimba izy (Il a été cajolé par ses camarades, et a été ainsi gâté) [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
qu'on cajole, qu'on flatte [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tambatambazana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |