Teny iditra |
tambavy
(vavy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' aretina mahazo ny zaza izay heverina fa avy amin' ny vehivavy reniny niteraka azy ihany ¶ Fanafodin-jaza amboarin' ny mpanao fanafody na mpanao raokandro: Misotro tambavy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a disease (or ill-luck!) of infants, said to be inherited from their mothers [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | maladie d'enfants supposée venir de la [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
|
| (toute l'île) (de vavy : femme ; nourrice). Maladie du petit enfant dont on estime qu'elle est imputable à la mère ou à sa nourrice. Ce sont, dans la grande majorité des cas, des maladies de malnutrition. Les remèdes contre cette maladie sont appelés tambavin-jaza ou
tambavy.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Ary raha nihinan-tsiramamy be loatra ny zanany, dia itanehany tambavy mangidy satria mankarary, hono. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 46]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
tambavy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(du mot tambavyNom donné à certaines plantes qui entraient, pour une part, dans la composition des tambavin-jaza.
C'était surtout :
Antidesma petiolare Tul.
et
Euphorbia hirta L. (Euphorbiaceae).
Cette dernière espèce est aussi fréquemment administrée à la mère comme galactagogue (Voir
aidinono).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Antidesma petiolare, Euphorbia hirta |
|