Teny iditra |
tambỳ
(vy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Mpiasa vy, mpanefy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | an iron worker [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | forgeron [1.5]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tamby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
zavatra omena ny mpampivelona [1.78]
|
| Karama; vola omena noho ny raharaha niangaviana: Aza mihevitra ianao fa ny madinika no be azon' ny tambim-bola, fa ny lehibe sy vaventy indrindra [1.1]
|
| valisoa ambonin'ny karama omen'ny mpampiasa [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | prime [1.13]
|
Sampanteny |
|
Ohatra |
1 | Nefa inona izao no mba tamby azoko aminao?
[2.445]
|
2 | livatra sy vola no nomena an-dRamahasarika ho tamby.
[2.508]
|
|
|
Teny iditra |
tamby
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
Riz paddy encore en gerbes qu'on donne en salaire aux moissonneurs (Dubois). [1.196]
|
Voambolana |
|