Teny iditra |
tamina
(tamy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asiana tampoka, idirana ankeriny: Notamin' ny sasany ny tranon-dry Rakoto any ambanivohitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be dug through, to be broken into [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | où l'on pénètre de force, qu'on attaque à l'improviste [1.3]
|
| qu'on perce en creusant le mur, où l'on fait effraction [1.8]
|
Haiendriteny |
tamina
tamiko
taminao
taminy
tamintsika
taminay
taminareo
tamin'
tamin-
tamim-
tami-
| |
notamina
notamiko
notaminao
notaminy
notamintsika
notaminay
notaminareo
notamin'
notamin-
notamim-
notami-
| |
hotamina
hotamiko
hotaminao
hotaminy
hotamintsika
hotaminay
hotaminareo
hotamin'
hotamin-
hotamim-
hotami-
| |
tamio | |
|
Tsipelina hafa |
Ohatra |
1 | Notamin' ny tontakely ny tranonay (Les voleurs ont pénétré dans notre maison)
[1.3]
|
2 | Notamin' ny fahavalo ny tanàna (Les ennemis pénétrèrent dans le village)
[1.3]
|
|
|