Teny iditra | tampisaka (fisaka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fifitsahana hiafina; firaiketana amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy ¶ Hataka efa dia misolelaka erỳ | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |