Teny iditra tampoka
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
¶ Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] suddenly
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] soudain, tout-à-coup, à l'improviste
  [Hallanger 1974] subitement
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Rajohanesa: Kintana] Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo.
2 [Andraina: I Vola, takila 7] Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna.
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 58] Tafatsangana tampoka izy.
4 [Andriamalala: Ranomasina, takila 26] Hoy i Lanto maotina tampoka.

Teny iditra tampoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] action d'étendre, de couper avec de l'e [...]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02