Teny iditra |
tanan > tanàna
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a town, a city (written with the accent) [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [Hallanger 1974]
|
| [Sakalava-Mayotte]
ville, village [Andilidine: Lexique (takila T)]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
tanàna
tanànako
tanànanao
tanànany
tanànantsika
tanànanay
tanànanareo
tanànan'
tanànan-
tanànam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | 1 | eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [Fox: Hainteny, laharana 295]
|
2 | nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [Rajohanesa: Kintana]
|
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
tanan > tanana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the hand ¶ the forelegs of quadrupeds [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | la main, les mains [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| les pattes de devant chez les quadrupèdes [Abinal 1888, Hallanger 1974]
|
| les manches des habits, etc. [Abinal 1888]
|
| main, manche, rayon [Rajaonarimanana 1995]
|
Fanazavàna teny malagasy | les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens) ¶ Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ tañana ] [Sakalava-Mayotte]
main [Andilidine: Lexique (takila T)]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
tanana
tanako
tananao
tanany
tanantsika
tananay
tananareo
tanan'
tanan-
tanam-
tana-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
Sary |
|
|
Teny iditra |
tanan > tanana
(tana)
|
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao ¶ Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita ¶ Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa ¶ Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [Abinal 1888 takila 664]
|
Haiendriteny |
tanana
tanako
tananao
tanany
tanantsika
tananay
tananareo
tanan'
tanan-
tanam-
tana-
| |
notanana
notanako
notananao
notanany
notanantsika
notananay
notananareo
notanan'
notanan-
notanam-
notana-
| |
hotanana
hotanako
hotananao
hotanany
hotanantsika
hotananay
hotananareo
hotanan'
hotanan-
hotanam-
hotana-
| |
tano | |
|
Teny nalaina |
|