Teny iditra tanatana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Toetran' ny zavatra misokatra tanteraka, toy ny varavarana izany, ny vava, ny fery
Sampanteny 

Teny iditra tanatana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Mahafaly, Sakalava, Tandroy, Tanosy] (au sens propre : état de ce qui est grand ouvert ; ici, confusion avec tanantanana). Nom fréquemment donné à Ricinus communis L. et à Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Peut être parce que les capsules s'ouvrent bien à maturité, au moment où on récolte les graines.
Voambolana 
Anarana siantifika Jatropha curcas, Ricinus communis

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31