Teny iditra tandrify
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony
¶ Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga
¶ (Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy)
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport
Sampanteny 
Ohatra  [Rasamuel: Fanambadiana, takila 26] Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana.

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02