Teny iditra | tangy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fanomezana ho an'ny sakaiza (vavy) [Rakotosaona 1975] | |
Vola omen' ny lehilahy ny vehivavy mba hanekeny hiray aminy ¶ Karama. [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | wages paid for evil-doing [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | argent, salaire donné pour faire le mal [Abinal 1888] | |
gages de celui qui fait le mal [Hallanger 1974] | ||
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |