Teny iditra | tanika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fampangotrahana, fandrahoana, fampiempoana, fampandevonan-ko etona, fanenjehana sy fizohina tsy an-kijanona: Ataovy maty tanika ny laoka fa mafy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | acton de faire bouillir, de faire cuire, de faire évaporer, d'exposer au soleil ¶ action de poursuivre quelqu'un sans relâche [1.3] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | Tankay, antaky, antika, takina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |