Teny iditra tanna (tana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] (Endrika verindroan' ny teny hoe: "Tana") Fandraisana olona amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena. (Marihina fa efa niova toerana ny tsindrim-peon' io teny io amin' ny fiteny mahazatra ka nanjary tàntana)
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] duplicatif de tana
Sampanteny 

Teny iditra tantana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fizarana zavatra amin' olona maro samy kendrena hanana anjara avokoa
¶ Fizarana vola na sakafo amin' olona maromaro nandray anjara tamin' ny fandevenana na famadihan-drazana na lanonana na asa tsotra: Mahafinaritra fa vita tsara ny tantana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] distribution de viande, de riz ou d'argent, surtout au Fandroana et aux enterrements
  [Boiteau 1997] distribution de vivres ou d'argent en parties égales
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra tantana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fandrin-javatra, lenta: Tsy mitovy tantana ny tokotany
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] égalité de niveau, égalité d'un tissu bien fait
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tanna
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Sakalava] (de tana : action de retenir ; allusion au latex adhésif, employé comme colle peu efficace ; on en fait surtout des gluaux pour capturer les petits oiseaux). Jatropha curcas L. (Euphorbiaceae). Nom relevé par A. Grandidier dans ses cahiers manuscrits, d'après J. Lombard, ASSEMI, vol. 7, n° 4, p. 89 (1976).
Voambolana 
Anarana siantifika Jatropha curcas

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31