Teny iditra tantanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a hammer
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] marteau
Voambolana 
Mpanahaka  famofoka ~ fively ~ tantanan-kazo
Teny nalaina 

Teny iditra tantanana (tantana (tana))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana
Haiendriteny 
tantanana
tantanako
tantananao
tantanany
tantanantsika
tantananay
tantananareo
tantanan'
tantanan-
tantanam-
tantana-
notantanana
notantanako
notantananao
notantanany
notantanantsika
notantananay
notantananareo
notantanan'
notantanan-
notantanam-
notantana-
hotantanana
hotantanako
hotantananao
hotantanany
hotantanantsika
hotantananay
hotantananareo
hotantanan'
hotantanan-
hotantanam-
hotantana-
tantano
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31