Teny iditra tantano (tantana (tana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tantanana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888]
Ohatra 
1 [Rajemisa 1985] Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana
2 [Ndema: Antakay, takila 85] Mitondra eto ny Lango, mirary ny Vonivao izahay, ka mba tantano ho tsara e.

Teny iditra tantano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (nom mentionné par Malzac comme l'une des nombreuses déformations de tatamo). Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae).
Voambolana 
Anarana siantifika Nymphaea stellata

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31