Entrée | 1 tantsiraka (antsiraka) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en français |
3 habitants de la côte [1.5] |
Exemples |
4 Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [2.471] 5 Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny tantsiraka. [2.5] |
Titres |
|
Mis à jour le 2024/03/10 |