|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tanty
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1]
Dérivés 
4  Verbes actifs :
5  Verbes passifs :
6  Verbes relatifs :
7  Noms :
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Entrée (2/2)14  tanty
Partie du discours  15  participe
Explications en malgache  16  Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
17  Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1]
Explications en anglais  18  endured [1.7]
Explications en français  19  qu'on supporte [1.8]
Morphologie 
20  Présent :
21  Passé :
22  Futur :
Mots composés 

Mis à jour le 2023/06/19