Teny iditra | tany mandroso (tany, roso) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |