Teny iditra | tao (ao) | |
Sokajin-teny | ny lasan' ny tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Milaza toerana "ao" fa enti-milaza ny lasa: Tao anaty fantsakana no hita ilay rojo volamena [Rajemisa 1985] | |
Mpanahaka | ao | |
Teny iditra | tao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Asa karakaraina sy vitaina: Tao volo ¶ Fanamboarana, fananganana: Tao trano; taozavatra [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | travail, action [Rajaonarimanana 1995] | |
Sampanteny |
| |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tao io | |
Teny iditra | tao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiomanana, fikarakarana izay hoentina miady na manafika [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny frantsay | préparatifs, précaution [Rajaonarimanana 1995] | |
Sampanteny |
| |
Teny iditra | tao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fitondrana [Rakotosaona 1975] | |
Teny iditra | taò | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1975] | |
Mpitovy hevitra | tò | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/20 |
![]() |