Teny iditra | taolambalo (taolana, valo) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ireo taolana valo noheverin'ny Ntaolo fa tsy maintsy hampidirina ao am-pasan-drazana rehefa mamindra faty ao, dia ny taolin'ny sandry sy lanton-tanana amin'ny tanana roa avy, ary ny taolam-pe sy ny taolan-dranjo amin'ny tongotra roa avy. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | the eight bones; i.e. the humerus and radius, and the tibia of each arm and leg. These eight bones are always brought up to Imerina for burial when a person dies in a distant part [Richardson 1885] | ||||||
Dry bones (esp. the "eight long bones") brought back to the family tomb. [Hallanger 1973] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Les huit os, comprenant l'humérus et le radius des deux bras, le fémur et le tibia des deux jambes (qu'on rapporte de loin pour être enterrés dans le tombeau de famille). [Abinal 1888] | ||||||
Les ossements d'un défunt mort au [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Ossements (surtout les os des bras et des jambes) ramenés dans le tombeau familial. [Hallanger 1974] | |||||||
Voambolana | Fivavahana, finoana | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny taolambalo io Ohabolana misy io teny taolambalo io | ||||||
Teny iditra | Taolambalo | ||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra) | ||||||
Mpanoratra | Andriamalala Emilson Daniel, 1948 | ||||||
Fanonta printy | 1999. Librairie Mixte. Takila: 159. | ||||||
Copyright | Librarie Mixte 1999 | ||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |