Entrée taona
Partie du discours nom
Explications en malgache Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, na fotoana ahatafahodinan' ireo fizarana efatra: lohataona, fahavaratra, fararano, ary ririnina, ka iverenany amin' ny niandohany indray; ny taona iray dia misy volana vazaha roa ambin' ny folo, na herinandro roa amby dimampolo na andro dimy amby enimpolo sy telonjato. Ny taona malagasy (roa ambin' ny folo volana izay misy valo amby roapolo andro mahery kely tsirairay avy) dia fohy noho ny taona vazaha ka noho izany no iantsoana ny taona malagasy hoe taona miantsorona: Firy taona izao ny zanakao lahimatoa?
Marika na isa ilazana ny taona iray izay isaina hatramin' ny vanin' andro lehibe iray eo amin' ny tantara (oh. ny mariky ny isan' ny taona ampiasain' ny ankamaroan' ny firenena ankehitriny dia hatramin' ny nahafatesan' i Kristy): Taona 1960 no nahazoan' i Madagasikara ny fahaleovantenany indray [1.1]
Explications en anglais The year; a season [1.7]
Explications en français Année [1.3, 1.8, 1.13]
 Les saisons de l'année [1.3]
 Saison [1.8]
Exemples 
1Firy taona ianao? Roa-polo taona aho (Quel âge avez-vous? J'ai vingt ans) [1.3]
2Taonam-betsovetso mamy [2.817]
3Ity fa tamy ny taom-pahavaratra [2.445]
4Toy izany koa ny nanisana ny taonan'ny olona iray [2.117]
5Hifarana soa aman-tsara ny taon-tsekoly [2.356]
6Asesy araka ny fanombanana ny taonany izany [2.606]
7Tamin' ny faha-100 taonan-dRasalama tao Antananarivo izahay no nihaona matetika [2.356]
Vocabulaire 
Morphologie 
Simple : taona, taonako, taonanao, taonany, taonantsika, taonanay, taonanareo, tao-, taon', taonan', taon-, taonan-, taom-, taonam-
Mots composés 
Mots composés, titres, noms 
Proverbes 
Articles 

Entrée taona
Partie du discours nom
Explications en malgache Tatitra entana na zavatra hafa ho amin' ny toerana hafa
Fitarihana olona hafa hanaraka ny hevitry ny tena [1.1]
Explications en français Action de porter d'un lieu à un autre
Action de porter à, de pousser, d'encourager à, de séduire, de tenter [1.3]
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/10/12