Entrée | tapitra | ||||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||||
Explications en malgache | Vita tanteraka, tomombana: Misaotra fa tapitra ny asa nataonao Tsy misy mijanona na kely aza, lany, foana: Tapitra ny vara tao an-tsompitra Vita, izay no izy: Tapitra ny tantara (vola) Voaloa daholo, tsy misy sisa mijanona: Tsarovy tsara fa tapitra izay ny volanao a! [1.1] | ||||||||||
Explications en anglais | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Explications en français | Fini, terminé [1.3, 1.8] | ||||||||||
Achevé, accompli [1.3] | |||||||||||
épuisé [1.8] | |||||||||||
Exemples |
| ||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||
Entrée | tapitra | ||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||
Explications en anglais | Ended, finished; used up, all gone [1.7] | ||||||||||
Explications en français | Sali, crotté [1.3] | ||||||||||
Dérivés |
| ||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |