Teny iditra tapitrisa (tapitra, isa)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] a million
Fanazavàna teny frantsay  [3.1] un million
Marika iraisam-pirenena  [3.1] 1000000
1 000 000
1.000.000
1,000,000
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1 [Baiboly: 73:009:016/Fanambaràna 9:16..] ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly;
2 [Rakotozafy: Ratsimba, takila 45] Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26