Teny iditra taraina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Menomenona
¶ Fitantarana ny mahazo ny tena
¶ Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena
¶ Feon-kira mitoreo malahelohelo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a cry or lamentation [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay cri, plainte [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31