Teny iditra |
tarana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | root of taranina,
mitarana
[1.2]
|
Haiendriteny |
tarana
tarako
taranao
tarany
tarantsika
taranay
taranareo
taran'
taran-
taram-
tara-
| |
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
tarana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
D'après Dubois, Dictionnaire betsileo, c'est aussi le nom d'un arbre. On l'utilisait pour faire des triques, des gourdins pour se défendre. [1.196]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
tarana-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe taranaka
|
Ohatra |
1 | Maro tamin' ireny mpandositra ireny no tarana-bazimba.
[2.508]
|
2 | Nomen'i Moizy lova ny fokon'ny tarana-dRobena, araka ny fianakaviany avy
[2.996]
|
|
|