Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
¶ Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
¶ Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
¶ paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3]

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] fomba na talenta na kilema nolovana [1.78]
 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy hereditary [1.2]

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] karazan-taovolo na randrana [1.78]
Voambolana 

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13]
Fanazavàna teny frantsay hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13]
Voambolana 
Mpitovy hevitra zenôtipa

Teny iditra tarazo
Sokajin-teny mpamaritra
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra zaotra, azotra, ozatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31