Teny iditra | taria | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] resaka, teny [1.78] | ||||||||||||
Resaka na dinika lavareny: Aza lava taria eo ianao [1.1] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | causerie interminable [1.54] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Mpanahaka | angano ~ anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty | ||||||||||||
Ohatra | Nony nafanafana ny resaka sy taria, dia izao no re hentitra sy miavaka tsara:
[2.470] | ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny taria io | ||||||||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |