Teny iditra tariby (tarika, vy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] ¶ [tari-by] iron wire
  [Hallanger 1973] metal wire, iron wire, wire
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] fil de fer, fil métallique, fil de métal
  [Rajaonarimanana 1995] fil de fer
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 245] Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany.

Teny iditra tariby (tarika, vy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] téléphone
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/23