Teny iditra tatà
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Mahafaly] alafady

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fandraisan-javatra avy ao amin'ny fanambaniny

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] root of tataina
Sampanteny 

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] tsodrano, saodrazana, fiantsoana ny razana
  [Rakotosaona 1975] [Mahafaly] tsodrano

Teny iditra tata
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] fivavahan'ny jentilisa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31