Entrée |
tato
|
Partie du discours | adverbe au passé
|
Mots élémentaires | t,
ato |
Explications en malgache | Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
|
Exemples |
1 | Naman' ialahy namaky trano tato.
[2.4]
|
2 | Anjara toriteniko tato Ambondrona.
[2.59]
|
3 | Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato.
[2.472]
|
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
tatô
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | [Sihanaka]
tokoa
[1.78]
|
Synonymes | |
|