Entrée |
tatsimo
|
Partie du discours | nom ou adverbe
|
Explications en malgache | Olona na foko avy any amin' ny faritra atsimo [1.1]
|
Explications en anglais | The south people [1.7]
|
Explications en français | Les gens du sud [1.8, 1.5]
|
Exemples |
1 | Tsy maintingoro io fa menarana tsotra, hoy kosa ireo tatsimo.
[2.643]
|
2 | Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny Tavaratra Ny Tsikoa Ny Tatsimo.
[2.113]
|
3 | Teo aloha dia nataon' ny olona tatsimo fa ny soavaly dia songomby avy tany an-dafy;
[2.69]
|
|
Mots élémentaires | t,
atsimo |
Analogues |
tandrefana ~
tatsinanana ~
tavaratra |
|