Teny iditra | tatsinanana (t~, atsinanana) | ||||||
Sokajin-teny | anarana na tambinteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | the east people [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | les Orientaux [Rajaonarimanana 1995] | ||||||
les gens de l'Est [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | |||||||
Mpanahaka | tandrefana ~ tatsimo ~ tavaratra | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/08 |
![]() |