Teny iditra tavela (vela)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] something left over
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] le reste; reliquat
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra  [Andraina: Mitaraina, takila 213] Nahita izany ireo namany tavela teo dia mba nanao toa azy koa.
Teny nalaina 

Teny iditra tavela
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (toute l'île) (de vela : action de délaisser, d'abandonner, d'oublier). Glanures : produits de cultures abandonnées sur le terrain lors de la récolte et que les gens pauvres ou les enfants viennent glaner.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31