Teny iditra tavilotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] têt de pot cassé
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana, takila 37] tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny.
2 [Andriamalala: Taolambalo, takila 99] Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31