Teny iditra | tavin-drano (tavy, rano) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] a water trough or bowl for washing | |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] bassin pour mettre de l'eau, pour se laver | |
Ohatra | [Callet: Tantara, takila 69]
Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |