|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tavoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fikapokapohana zavatra mba hanalana ny vovoka aminy [1.1]
4  Fitsapana mba hahalalana zavatra iray izay odiana ohatra ny efa fantatra; don-tandroka. [1.1]
Dérivés 
5  Verbes actif :
6  Verbes passif :
7  Verbes relatif :
8  Noms :
9  Adjectifs :

Entrée (2/3)10  tavoka
Partie du discours  11  nom
Explications en français  12  Artifice oratoire par lequel on accable l'adversaire d'accusations fausses et soudaines [1.3]

Entrée (3/3)13  tavoka
Partie du discours  14  nom
Vocabulaire  15  Economie: mécanique
Explications en malgache  16  Vy boribory lavalava miakatra sy midina ao anatin' ny vatan' ny paompy ka misintona mampakatra ny rano na manosika azy kosa [1.1]
17  Lamba atao manodidina ilay vy boribory lavalava voalaza eo ambony [1.1]
Explications en français  18  Piston [1.13]

Anagrammes  19  tavoka, vatako, vatkao

Mis à jour le 2020/07/31