Teny iditra | tay | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay ¶ Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina ¶ Faika: Tain-kafe. | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] dung, excrement (vulgar); refuse; | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] excrément (mot grossier); ordure, déchet | ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny tay io | ||||
Haianarantany | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |