Teny iditra teboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mari-pijanonan-tsoratra (.) ampiasaina rehefa mamarana fehezanteny.
  [SLP 1986] mari-piatoana
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] period
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986] point
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

Teny iditra teboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] fihaonan'ny hitsy roa mifanapaka
Fanazavàna teny anglisy  [3.1] a mathematical point, the intersection of two lines
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] point
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31